Rehefa volana jona dia betsaka ny fety hankalazaina : iray volan’ny ankizy, iray volan’ny teny malagasy ary ny Fahaleovantena. Marina tokoa ilay fiteny hoe Asaramanitra na hoe “ asara ” midika hoe “ volana ” ary manitra midika hoe mahasarika orona. Ny volana jona izany dia tokony ho volana manitra. Indrisy anefa fa isan-taona dia betsaka ny fanontanina mipetraka hoe « Inona izany Malagasy izany ? » « Tena mahaleotena tokoa ve i Madagasikara ? » « Mbola homentsika lanjany ve ny teny malagasy ? » « Misitraka ny zony tokoa ve ny ankizy ? » Matoa ireo fanontaniana ireo mbola mipetraka dia hita fa misy zavatra tsy tomombana ao. Ohatra fotsiny, tato ho ato dia betsaka ny ankizy izay hiaran’ny herisetra, ny fanolanana, betsaka koa ireo ankizy izay arian’ny ray aman-dreny… Raha ny teny malagasy indray dia tokony isan'andro isika no mankalaza azy satria harem-pirenena, fananana iombonana ka tokony ho saro-piaro amin’izany isika. Mbola maro ny ezaka tokony ataon’ny tsirairay avy hahafahana mitady vahaolana ho an'ireo sehatra ireo. Mila mandray anjara bebe kokoa aminy fiainam-pirenena. Mila atao ambony ny fitiavan-tanindrazana ka mila mijoro sy mandray andraikitra isika rehetra.
NOCOMMENT TV
no comment® madagascar - interview - EMY GA - styliste - nc 122
Emy Ga a déboulé dans le monde de la mode comme une météorite. En un seulement, cette styliste de 21 ans, originaire de Toliara, a enchainé les défilés et est devenue une référence dans le milieu du fashion. Si certains se servent de leurs mots pour raconter une histoire, Emy Ga utilise ses créations pour se livrer.
édition du tournoi Doritos Le Relève organisée par la société Aldis du groupe EDL
2ème édition du tournoi Doritos Le Relève organisée par la société Aldis du groupe EDL, le samedi 21 mai au stade annexe de Mahamasina.
Anjara Rasoanaivo, trophée coup de cœur du concours Women in Business organisé par le Groupement des Femmes entrepreneurs de Madagascar
Anjara Rasoanaivo, trophée coup de cœur du concours Women in Business organisé par le Groupement des Femmes entrepreneurs de Madagascar, les 17 et 18 mai au Calton à Anosy. Photo : Anjara Rasoanaivo
Exposition Ambiversion de l’artiste peintre Mahefa Rasamuel
Exposition Ambiversion de l’artiste peintre Mahefa Rasamuel jusqu’au 13 juillet à la Fondation à Andraharo
Présentation de la nouvelle marque Mabel lors de la 16 ème édition de la Foire Internationale de Madagascar
Présentation de la nouvelle marque Mabel lors de la 16 ème édition de la Foire Internationale de Madagascar au Forello Expo à Tanjombato du 19 au 22 mai.